|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miala aina |
| Singan-teny | 2 miala, 3 aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 eo amin' ny fotoana ahafatesana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to die, to expire, to cease to breathe.
[1.2] 7 to die [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mourir
[1.8] |
| Ohatra |
9 Efa miala aina izy, nefa mbola nahateny ihany
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|